Litera A
Atatra: a.: Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany saingy tsy azo omena ny ankizy na ny olona malemy tsinay…tohiny
Atatra: a,: Fahamenarana, fahatsiarovan-tena (tsy fampiasa afa-tsy amin'it? fomba fiteny it?: Tsy uaky atatra:…tohiny
Atatra: a. ft.: Enti-milaza fahavokisana tsy anerany, fahatoranana, fihinjirana maty eo no ho eo. - t.i.f: Miatatra,…tohiny
Atatra: a.: Akotry tsy voavaofy tamin'ny fitotoana azy ka mbola miharo amin'ny fotsimbary. - Manala atatra,…tohiny
Atavoka: (tavoka) mt. fit. (atauohy): Entina mitavoka, mitsapa mba hahalalana tsaratsara kokoa.
tohiny
Atavona: (tavona) mt. fit. (atavony): Entina manatavona, manafotetaka, manosina (fotaka...): Asa, na inona na…tohiny
Atefintefina: (tefintefina) mt. fit. (atefintefeno): Enti-milaza izay entina mitefintefina, mitsatsaingoka, misalovana…tohiny
Atehaka: (tehaka) mt, fit. (atehafo): Itehafana, ampiasaina mba hitehafana: Tanana anankiroa vao azo atehaka…tohiny
Atehika: (tehika) mt, at. (atehefo: Atao mitehika, mikasika kely, misafo: Ny tanany no natehiny tamin'ny faritra…tohiny
Atehina: (tehina) mt, fit. (ateheno): Ampiasaina atao tehina: It? hazo it? atehina rehefa mandeha ianao,
tohiny
Atelina: (telina) mt, at, (atelemo na atelomy): Agorodana na avarina any an-tends: A-telomy haingana iny pilina…tohiny
Atemitra: (temitra) mt at. (atemero): Atao temitra; atao fefy andravahana: Taratasy henjana misy sarim-boninkazo…tohiny