Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atafitafy: (tafitafy) mt. cit. (atafitafio): Atao mivoha sasaka: Atafitafio ny varavarana tohiny
Atafo: (tafo) mt. fit. (atafoy): Atao tafo, entina manafo: Herana no natafonay ny tranonay any ambanivohitra…tohiny
Atafy: (tafy) mt fit, (atafio): Entina manafy: Lamba inona no hatafiko it? zazakely it?? tohiny
Ataha: (taha) mt. at. (atahao): Izay omena ho onitra. tohiny
Atahy: (tahy) mt, fit. (atahio): Entina manampy, mamonjy ny hafa. tohiny
Atailana: (tailana) mt, fit. (atailano): Entina manatailana, mandidy vilana tsy mitovy tantana. tohiny
Ataina: (taina) mt. at. (ataino): Andrehetana afo: Vatan-kininina iray no natainay dia nahamasaka ny vomanga…tohiny
Ataingina: (taingina) mt, at. (ataingeno): Atao na apetraka eo ambony: Ataingeno eo ambony fatana ny vilany. tohiny
Ataitra: (taitra) mt. fit. (atairo): Entina manaitra, mampitahotra. tohiny
Ataiza: (taiza) mt. fit. (ataizao): Entina mitaiza. tohiny
Atakalo: (takaio) mt, at. (atakalozy): Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin'ny takalozana…tohiny
Atakarina: (tokarina) mt. at. (atakarino): Avala hiresaka, hihinana any an-tranon'olona: Aza atakarina any an-tranon'olona…tohiny
Atakatra: (takatra) mt. fit. (atakaro): Entina manakatra: It? hazo it? atakatra an'io boky io, tohiny
Atakibaka: (takibaka) mt fit, (atakibaho): Entina mamely, manevika eo amin'ny takibaka. tohiny
Atakiboka: (takiboka) mt. at. (atakibohy): Hidiana, ahiboka, tohiny
Atakiky: (takiky) mt. cit. (atakikio): Atao foana tsy misy na inona na inona, atao majifa. tohiny
Atakila: (takila) mt, at. (atakilao): Alaina ny antsasany. tohiny
Atakitsoka: (takitsoka) mt. at. (atakitsohy): Atsipy, alentika lalina dia lalina, ahitsoka lalina. tohiny
Atakizina: (takizino) mt. at. (atakizino): Atao mitakizina, avala ao anatin'ny maizina. ? Atao tonga fadiranovana.…tohiny
Atakobaka: (takobaka) mt. at. (utuko bah y): Ahetsiketsika ao anaty rano. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0202