Litera A
Asolotika: (solotika) mt. at. (asolotiho): Atao misolotika, maloto: Nahoana no asolotika toy izao ny tarehin'i…tohiny
Asombola: a: Anaran'ny vola-na fahenina amin'ny volana malagasy marina, aorian'ny Alahasaty ary alohan'ny Adimizana,…tohiny
Asominda: (sominda) mt, fit. (asomindao): Enti-milaza izay entina manominda, na mandidy ny tendan'omby.
tohiny
Asompirana: (sompirana) mt, at, (asompirano): Atao mivilana, atao misompirana: Aza asompirana ny tohatra sao mianjera…tohiny
Asondretaka: (sondretaka) mt, at. (asondretaho): Asaina mipetraka miboretaka.
tohiny
Asondrotra: (sondrotra) mt. at. (asondroty): Atao ho avoavo kokoa: Asondroty io sary io fa iva loatra/ Asondroty…tohiny
Asondrovaka: (sondrovaka) mt, at. (asondrovaho): Alentika na ampidirina na atsofoka tsy mahitsy tsara fa mivilana.…tohiny
Asonga: (songa) mt. fit. (asongao): Entina manonga, manainga hiseho: Zauatra toy ny antsy maranitra kely no…tohiny
Asongadina: (songadina) mt. at. (asongadino): Avahana tsara; avongady, aboridana.
tohiny
Asongona: (songona) mt. at. (asongony): Omena amboniny amin'ny omena ny hafa: Roapolo monta ve no asongonao ny…tohiny