Litera A
Asesy: (sesy) mt. at. (aseseo): Atao mifandimby tsy misy fiatoana: Aseseo amin'izay nyhira, rankizy. • Amidytsirairay:…
tohiny
Asetaseta: (setaseta) mt. at. (a setasetao): Asaina na avala mietraketraka sy mianjonanjona.
tohiny
Asetra: (setra) mt. fit. (asetrao): Entina manohitra, manohana: Inona no hasetrantsika ny fanafihan'ny fahavalo?…
tohiny
Asetry: (setry) mt. at. (asetreo): Avaly: Inona no asetrinao izany?
tohiny
Asiaka: (siaka) mt. fit. (asiaho): Ilazana ny vava entina na ampiasaina hisiaka.
tohiny
Asiana: (isy) mt. ih. (asio na asivo): Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: A-sio sira ny laoka.…
tohiny
Asidina: (sidina) mt, at. (asidino): Atsipy, atoraka ambony.
tohiny
Asidiondiona: (sidiondiona) mt, at, (asidiondiôna): Asaina na avala hivezivezy ats? sy ar? mba hibolidy amin'ny raharaha.…
tohiny
Asikina: (sikina) mt, at. (asikino): Atao sikina: Mitsangàna asikino ny lamba
tohiny
Asilaka: (silaka) mt. fit. (asiloho): Entina manilaka, mana-la ilany kelY.
tohiny
Asilatra: (silatra) mt. fit. (asilaro): Entina manasilatra, manaisotra silany kely.
tohiny
Asimba: (simba) mt. fit. (as im b ao) : Entina manimba.
tohiny
Asinda: (sinda) mt. at. (asindao): Ahataka, alana: Asindao ny alahelo.
tohiny
Asingana: (singana) mt. at. (asingano): Izay anampy mba haha-isa tsy ankasa ny isa iray.
tohiny
Asingotra: (singotra) mt. fit. (asingory): Enti-milaza ny tadivavarana hisamborana omby: It? no tady mafy asingotra…
tohiny