Litera A
Asa: p. m t.: Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ionareo no handeha?…tohiny
Asa: ft.: Enti-milaza fandranitana zava-maranitra. - t.i.f: Asaina, voasa 1 mana-sa, fanasa, mpanasa 1 musa-na,…tohiny
Asabodika: (sabodika) mt. at. (asabodeho): Asaritaka, akorontana mba hampifamadika sy hampifandiso izay te-na izy…tohiny
Asaboratsy: na Rafy a: Zavamaniry fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay…tohiny
Asabotsy: a.: Andro fahafito sady farany amin'ny herinandro. Araka ny finoan'ny Ntaolo, ny asabotsy dia andro…tohiny
Asadika: (sadika) mt. at. (asadikao): Atao misadika na ahodidina ny valahana, dia aiditra amin'ny elakela-pe…tohiny
Asafary: (safary) mt. at. (asaforio): Ilazana fiolakolahana entina manary rariny na mitsapatsapa ny hevitry ny…tohiny
Asafaty: (Ats.) a: Fetin'ny maty izay atao isan-taona, nefa koa indrafndray isan-droa na telo tanna, ho an'ireo…tohiny
Asafelika: (felika) mt, at. (asafeleho): Atao miolaka, atao misafelika: Aza asafelika any aoriana any ny tananao…tohiny
Asafo: (safo) mt. fit. (asafoy): Entina misafo: Ny tananao havia asafo azy raha marary ny havanana.
tohiny
Asafontina: (safontina) mt. at. (asafonteno): Akorontana, asavorovoro, asafotofoto.
tohiny
Asafotofoto: (safotofoto) mt. at. (asafotofotoy): Atao misafotofoto, mikorontana, tsy milamina.
tohiny
Asafy: (safy) mt. ais (asafio): Atao safiny, fanampiny, famenony: Ity tsoria-damba ity asafy ny moron-tongotr'…tohiny