Litera A
Arotsaka: (rotsaka) mt, at (arotsahy): Aidina: Arotsahy amin'izay ny vary fa efa mangotraka ny rano. ~ Alatsaka…tohiny
Arovana: (aro) mt. ih. (arovy): Tandremana sao misY marnely na manimba: Arovan'ny miaramila andro aman'alina…tohiny
Arovoniny: a: Hazo apetraka ambony vovonana mba hampilamina sy hampandry ny bozaka na ny herana atao ta-fo.
tohiny
Arsidiosezy: (fr. archidiocèse) a: (Fiv. kat.) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo…tohiny
Ary: p. mt.: Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: Ar? andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay.
tohiny
Ary: ppt.: Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin'ireo…tohiny
Ary: a.: Taova iray tarika amin' ny mosavinkena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'…tohiny
Ary: p.t.: Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary. ? Manana: Efa ary nify ny zanako, - t.i.f,: Arina,…tohiny
Ary: ft.: Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony. i Ariana, voary / manary, fanary,…tohiny
Ary: p.mt.: Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no…tohiny
Arzantinina: (fr. Argentine) a.: Ny tompon-tany any amin' ny tanin'i Arzantina (Amerika atsimo indrindra): Manankarena…tohiny