Litera A
Arofanina: a: Fefy atao tsy dia avo loatra fa nokendrena ho azo iankinana, manaraka ny sisin'ny tohatra na ny lavarangana,…tohiny
Arohy: (rohy) mt. fit. (arohizo): Afatotra, amatorana: Inty ny tady harohy ny on-dry. ? Afehy, amehezana: 0-meo…tohiny
Arokatra: p.mt.: Mitovy hevitra amin'ny aroa fa manondro mafimafy kokoa ary fitenin'ny ankizy: Misy lavajohy arokatra.…tohiny
Aroloha: (Tsm) a.: Fombantolona omby iray toy izao: miforitra eo an-tsefaky ny tandroka ny tena ka ny tanana…tohiny
Aromborombo: (romborombo) mt. at. (aromboromboy): A-vela hiromborombo. I (volombava) Avala haniry misaritadritaka:…tohiny
Aromoromo: (romoromo) mt. at. (aromoromoy): Avala hisy romoromo (zavatra mikiramborambo, kilema, tsininy): Aza…tohiny
ArĂ´na: (rona) mt. at. (arony): Ahilana, atongilana, araika: Aza ardna mankany an-kauia ny lohanao.
tohiny
Arondrarondra: (rondrarondra) mt. at. (arondrarondrao): A-vela hikirazorazo.
tohiny
Arongaronga: (rongaronga) mt, at.: Avala hitombo haingana, atao tonga maroroka.
tohiny
Arongo: (rongo) mt. fit. (arongoy): Ilazana izay entina mandravaka ny sisiny (lamba, akanjo...).
tohiny
Aronjina: (ronjina) mt. at. (aronjeno): Atosika maherihery ka mianjera: Naronjiny aho ka saika potroka tany an-kady…tohiny