Litera A
Areboka: (reboka) mt, fit. (arebohy): Enti-milaza izay zavatra hanina an-kisesy, abosibosika; atao be am-bosika,…tohiny
Arefarefa: (refarefa) mt, at. (arefarefao): Atao mitaritarika amin'ny tany: Aza arefarefa ny lambanao.
tohiny
Arehitra: (rehitra) mt. at. (areheto): Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava.…tohiny
Arehoka: (rehoka) mt. at, (arehofy): Aloa ka atsipy amin' ny tany: Nikohaka izy dia ra velona izao no narehony.…tohiny
Arendrarendra: (rendrarendra) mt. at, (arendrarendrao): A-sehoseho amim-pireharehana.
tohiny
Arendrika: (rendrika) mt. at. (arendreho): Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: A-leo narendrika ilay sambo sa-tria…tohiny
Arendrirendry: (rendrirendry) mt. at. (arendrirendreo): A-tao tonga jemby, jambena.
tohiny
Arenina: (arina) mt. at, (are-no): Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana. ? A-tao mitovy tantana, marintampona:…tohiny