Litera A
Aendrikendrika: (endrikendrika), mt, fit. (aendriker}dreho): Entina manendrikendrika, manombotomboka, milaza ho natao…tohiny
Aendrinendrina: (endrinendrina), mt. at. (aendrinendreno): Adalaina, lalaovina.
tohiny
Aera: a.: Karazan'entona iainan'ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan'io entona io no mahatonga ny rivotra:…tohiny
Aetry: (etry), mt. at. (aetreo): Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin'ny horohoron-tany ny tanna…tohiny
Aetsaketsaka: (etsaketsaka), mt. fit. (aetsaketsaho): Akapoka, ampiasaina hamelezana.
tohiny
Aevanevana: (evanevana), mt. at. (aevanevano): Atao anelanelana, alatsaka afovoany.
tohiny
Aezanezana: (ezanezana), mt. at. (aezanezano): Ajoro.
tohiny
Aezinezina: (ezinezina), mt, at. (aezinezeno): Atao sady avo no ngeza.
tohiny
Afa na Afana: ft. niavian'ny hoe: Miafa, Miafana (jereo ireo teny ireo).
tohiny
Afa-tsy: ppk.: Ivelan'ny, ankoatra ny:'Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely.
tohiny
Afadiditra: (fadiditra), rat. at. (afadidiro): Atao mifadiditra, mifanolana mafy.
tohiny
Afaditra: (faditra), mi. fit. (afadiro):Ampiasaina hatao faditra, hanalana ny ratsy ataon' ny sasany: Ahitra ihany…tohiny