Litera A
Akaloha: na Angaloha: Fitenenana nanambarana ny teny roa hoe aoka aloha, fanaon' ny ankizy indrindra.
tohiny
Akambana: (kambana) mt. at, (akambano): Atambatra: Nakambana ny lakilasy roa fa tsy ampy ny mpampianatra ? Ampiadina,…tohiny
Akamositra: (kamositra), mt. fit. (akamosiro): Entina mamositra, mandoaka ny haro mba hahazoana afo: It? ahamositra…tohiny
Akana: a.: Ahotrahotra, ahonahona, fijanonjanona kely eo am-pitenenana. t.i.f : Akanakanina, tafakanakana /…tohiny
Akanakana: a.: Ahanahana, fihambahamba eo am-pitenenana. t.i.f.; Akanakanina, tafakanakana 1 miakanakana, fiakanakana,…tohiny
Akanakanina: (akanakana) mt. ih, (akanakano): Tenenina na lazaina amim-pihambahambana, amim-pivakavakana.
tohiny
Akanga: a.: Karazam-borondia izay mipentimpentina mainty sy fotsy ny volony ary fatra-piara-dia maro ka saxotra…tohiny
Akangaina: (akanga), mt. ih. (akangao): Ampianarina ho fetsifetsy: Aza mety hakangainy ise, ry Koto a!
tohiny
Akanjo: a: Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany…tohiny
Akanjoana: na akanjoina (akanjo), mt. ih. (akanjoy): Orne-na akanjo, tafina: Akanjoy ny zaza mahantra, fa tsy misy…tohiny
Akantsana: (kantsana), mt. fit. (akantsano): Entina manakantsana, manapaka tanteraka sy hentitra.
tohiny
Akany: a.: Tranom-borona. 1 h.o.: trano na tanĂ na nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay…tohiny
Akaona: (kaona), mt. at. (akaony): Atao mifanatona, miady tsara: Akaona omin'ny lohany ny basy.
tohiny
Akapa: (kapo), mt. fit. (akapao): Entina mikapa, mamira, manapaka: It? no famaky nakapako io hazo be io.
tohiny
Akapoka: (kapoka), (akapohy) mt. fit.: Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan'ilay alika. ~…tohiny