Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Amboampe: a.: Ny faritra anoloana amin'ny fe. at? ambonivohitra izany. ? Ny tena ao anatin'ny faritry ny tanàna:…tohiny
Amboanala: a.: Anarana nome-na ny antokom-biby misy ny babakoto (fer, teny itY) ary matetika aza dia ny babakoto…tohiny
Amboankena: a.: Ny faritra ambony amin'ny traingon'ny omby. tohiny
Amboara: a.: Fehezan-javamaniry voatapaka ary voafehy miaraka: Rehefa voajinja ny vary dia atao amboara ka em…tohiny
Amboarampeo: a.: Fitambaran' olona manambatra ny feony amin'ny fiaraha-mihira mirindra sy maty paika. tohiny
Amboarina: (voatra), mt. ih. (amboary): Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin'ny toetrany…tohiny
Amboazina: (amboa) mt. ih, (amboazy): Alikaina, atao ho alika: Tsy manaiky aho fa namboazinao. tohiny
Ambody: ppk.: Teny mpampiankina enti-milaza toerana amin'ny fototry ny zavatra iray: Nitsilailay teo ambody…tohiny
Amboho: p.mt. na ppk.: Ao ivoho, ao andamosina: Jereo ao amboho (p,mt.).1 Latsaka ao ambohoko ao ny fihogo (ppk.).…tohiny
Ambohoina: (voho - amboho) mt. ih. (ambohoy): Avadika amin'ny vohony, amin'ny lafy ratsiny: Ambohoy hoe io sahafa…tohiny
Ambokony: p.mt,: Manaraka ambokony: manàiky be tsy manohitra fa mandeha amin' izao tsy am-piheverana; manàraka…tohiny
Ambolena: (voly), mt. ih. (amboleo): Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin'ny tany: Tsaramaso no…tohiny
Ambolo: a.: Karazam-balala kelikely, maitso ny volony. * Ohab.: Ambolo bitaka, ambolo matavy: zava-tsy hay tsy…tohiny
Ambolo: ft.: Fahaiza mamantatra zavatra amin'ny fofony. 1 Fikarohan'ny orona amin' izay niavian'ny fofona. 1…tohiny
Amboloina: (ambolo), mt. ih. (amboloy): Alexia fofona: Namboloin'ilay alika fotsiny ilay biby nohazaina dia hitany.…tohiny
Ambolokely: a.: Tapa-kazo kely na ahitra bebe tonony ataon'ny ankizy mianatra manenona ho famahanan-tenona. tohiny
Ambolokely: a.: Karazam-balala madinika. tohiny
Ambombaina: (mbomba) mt. ih. (ambombao,ambombay): Entina mambomba, manarona: Ambombain'ny reniakoho ny zanany ny…tohiny
Ambongadiny: p. mt.: Amin'ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay.…tohiny
Ambonimbary: a.: Anana tsy mitango apetraka eny ambonin'ny vary ao am-bilany, Ray efa madiva ho ritra iny ny vary,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1026