Litera A
Akarenjy: (karenjy), mt. at. (a• karenjeo): Avela hikarenjy, hirao-bilonà amin'izay tiany: Nahoana no akarenjy…tohiny
Akarepoka: (karepoka), mt. at. (akarepohy): Arapaka: Nakarepoky ny kary ny akohon'Isam b ilo.
tohiny
Akaretoka: (karetoka) mt. at. (aharetohy): Atao mikaretoka (ilazana ny nifhn-biby izay mandramatra ny haza azony):…tohiny
Akarina: (akatra), mt. ih. (akaro): Atao amin'ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana i-tg…tohiny
Akasa: (kasa), mt. at. (akasao): Omanina: Izao avy ny zavatra akasa amin'ny fahatongavan'ny filoha.
tohiny
Akasaoka: (kasaoka), mt. at. (akasaohy): Atao mikasaoka na mifampikasaoka ka misy feo heno amin'izany.
tohiny
Akasika: (kasika), mt. fit. (akasiho): Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsinynonakasiny an'ilay marary…tohiny
Akasoka: (kasoka), mt. at. (akasohy): Atao mikasoka aarnin'ny.., mandilotra, mifaoka: Aza akasoka amin'ny rindrina…tohiny
Akata: a.: Lobolobona hazo madinika. 1 Ambanivohitra lavitra: Vary at? anaty akata at? izahay ha tsy mba mahita…tohiny
Akata: na Akatatra a,: Vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny. * Ohab.: Fotsimbary tsy ilaozan'akatatra,…tohiny
Akatamaimbo: a.: Zavamaniry mampandositra ny bibikely toy ny parasy, hao, sns... (Croton marorauina),
tohiny
Akatasavola: na Taimborontsiloza a.: Zavamaniry fanao odY kankana (Chenopodium ambrosiuides).
tohiny
Akatra: ft.: Fanaovana amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa. - t.i.f.: Akarina, voakatra / tafakatra / manakatra,…tohiny
Akatraka: (katraka), mt. fit. (akatraho): Entina mampisy feo mafy mikotrokotroka, midoboka na mirohondrohona:…tohiny