Litera A
Ajimandrafia: a: Zavatra na biby sampona, izany hoe manan-toetra miavaka tsy toy ny fahita amin'ny karazany; antambo.…tohiny
Ajininika: (jininika), mt. at. (aa jininiho): Asaina mandeha mikoriana na mitete tsy misy fiatoana.
tohiny
Ajirika: (jirika) mt. fit. (ajiriho): Ampiasaina hividianana entana hakana tombony: Nisambo-bola tamiko izy hajiriny…tohiny
Ajofo: (lofai), mt. at. (ajofoy): Aingaina, asamboaravoara, aely: Najofon'ny rivotra ny uovoka ka ditsoka daholo…tohiny
Ajokajoka: a: Fiavonana na fiolonolonana; fampisehoantoetra manambony tena. 1 t,i.f.: miajokajoka, fiajokajoka,…tohiny
Ajoko: (joko), mt. at. (ajokoy) Aondrikondrika: Lava be Randria ka saika voan'ny bala izy raha tsy naiokony…tohiny
Ajoloka: (joloka), mt. at. (ajolohy): Aiditra ao anatin'ny... Najolony tamin'ilay akanjo ny lohany, fa tsy omby.…tohiny
Ajolonjolona: (joloniolona),mt. at. (aiolonjolony): Aiditra asosososo avy hatrany tsy mahazo lalana: NajolonjolondRabe…tohiny
Ajonjona: (jonjona), mt. at. (ajonjony): Alefa na asaina mandeha mahitsy hatrany, tsy miherikerika tsy miresaka.…tohiny
Ajono: (jono), mt. at. na fit. (ajonoy): Atao jonc), entina manangoly: Vola ve no ajononao ahy? Nofy izay ho…tohiny