Litera A
Aiza: p. mt.: mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? / Aiza ny rainao?…tohiny
Aizana: a: Ny zaza manan-jandry ao an-kibo: Firy taon izao ny anao ny aizana? 1 t.i.f.: manaizana, mifanaizana.…tohiny
Ajadona: (jadona), mt. at. (aja dony): Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana.
tohiny
Ajajirika: (jajirika), mt. at. (ajajiriho): Asaina mijajirika, mijoro mitsangana tsy mihetsika: Najajiriny teo…tohiny
Ajàka: (jaka), mt. at. (ajakao): Atolotra, atao jaka na fanomezana amin'ny Fandroana: Inona no hajakanao ny…tohiny
Ajananaika: Ajananaka (fananaika, jananaka), mt. at. (ajananaho): Avala hivoaka tsy an-kiato (rano, ra), afantsitsitra:…tohiny
Ajanjana: (janjana), mt. fit. (ajanjano): Entina miianjana, mamely amin'ny zava-maranitra, mikapa.
tohiny
Ajanona: (janon), mt. at. (ajanàny): Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola. 1 Tsy avala…tohiny
Ajaroboka: (jaroboka), mt. at. (ajarobohy): Asoka na alentika ao anaty rano, avarina ao anaty rano tsy hipoitra.…tohiny
Ajedana: (jedana), mt. at. (ajedano): Vonoina atao jihitra: Andro lehibe tamin'izay ka najedana daholo ny vorombe…tohiny