Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ankafizina: (fy), mt. ih. (ankafizo): Ankasitrahana, ankamamina: Ankafiziko ny toroheuitra omenao. ~ Tiavina: Ankafizo…tohiny
Ankahalaina: (hala), mt. ih, ankahalao): Iniana tsy tiana: Ankahalao ny fahotana. tohiny
Ankahiazina: Hahiazina (hahia), mt. ih.: Atao tonga mahia: Tsy maintsy ankahiazina, hono, Rasoa fa matauy loatra.…tohiny
Ankamantatra: a.: Filazan-javatra izay tiana hovinanin'ny hafa ka ny toetoetran'ilay zavatra hofantarina no lazaina…tohiny
Ankamaroany: (Ny) a.(jer. Ny ahkabeazany), tohiny
Ankambivitra: jar.: Ambivitra. tohiny
Ankandrefanina: (and refana), mt. ih. (ankandrefano): Ampandehanina mankany andref ana. tohiny
Ankanonona: a.: Mitovy amin' ny Ampanonona. tohiny
Ankapobe: An-kapobe na Ankapobeny, An-kapobeny a.: Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin'ny ankapobeny mahay mihira…tohiny
Ankararina: (rary), mt. ih. (ankarario): Atao izay tsy hahasalama, omena aretina; orne-na alahelo. tohiny
Ankaratsiana: a.: Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin'ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana…tohiny
Ankaromiafina: a,: Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka…tohiny
Ankasa: p.t.: Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin'ny folo dia isa ankasa. / Rehefa tonga ny fotoana fompakarana,…tohiny
Ankasarotana: (sarotra), a.: Faritra eo ambanin'ny kibomalemy misy ny fananahana amin'ny tenan'ny olombelona: Anisan'ny…tohiny
Ankasarotina: (sarotra) mt. ih. Atao izay hahasarotra azy, a-tao tonga sarotra. tohiny
Ankasiahina: (siaka, masiaka), mt. ih. (ankasiaho): Atao izay hampahasiaka na hampahalozabe azy: Aza ankasiahinareo…tohiny
Ankaso: a.: Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso.…tohiny
Ankasoavana: a: Zava-tsoa mahafaly tonga amin'ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy rauorauo rehefa mamangy amin'ny…tohiny
Ankasomparana: a. (fer.: Ankaso). tohiny
Ankatoavina: (to), mt. ih. (ankatoavy): Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoauinao ve ny heuitra naposako? tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0159