Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ampanoa: (fr. panneau) a.: I-lay rafitra atao haingon'ny kibom-baravarana. tohiny
Ampanondro: a.: Anarana ilazana ny tadim-baliha ka ilay anaovana ny feo saikiny indrindra no lazaina amin'izany,…tohiny
Ampanonona: na Fampanonona a.: Karazan'ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny…tohiny
Amparapaingo: a.: Jer. Para-Pafngo, tohiny
Amparasily: (fer. parasilY). tohiny
Amparikivina: (harikiUy), mt. cit.: Atao tonga marikivy. tohiny
Amparimbona: a.: Fiarahan' olona maro manao asa na raharaha iray: Nana() amparimbona izahay rehetra tao antrano vao…tohiny
Amparina: (ampatra), mt. ih. (amparo): Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an'efitra atsimo ao aloha…tohiny
Amparitra: a.: Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika it? raharahan'olona it? ry zalahy…tohiny
Ampatra: ft.: Enti-milaza olona mandry mitsotra tsy mihetsika, na olona manararaotra fahefana na tanjaka ka manao…tohiny
Ampehezana: a.: Amboara: Ampehezam-boninkazo. tohiny
Ampela: (Ski) a.: Rivotra avy andre fana. tohiny
Ampela: a.: Zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany 1-lany, ary misy loaka eo…tohiny
Ampela: (ft.-p.) a.: VehivavY, ttovovavy. tohiny
Ampelamamoly: Jer. Dimbana. tohiny
Ampelandohalika: a.: Taolana somary boribory, afaka mihetsiketsika eo an-toerana, eo amin'ny faritra anoloana amin'ny…tohiny
Ampelavao: a.: Anarana entimilaza ny vehivavy maty ampiterahana. tohiny
Ampemby: a.: Zavamaniry sahalahala amin'ny katsaka. tohiny
Ampempa: a.: Mofo vary na moto mangahazo. - F.-p.: Ampempa manify: mofomamy fisaka; /ampempan-tantely: moto tantely.…tohiny
Ampengo: (Ski) a.: Ilay kintana lehibe anilan'Ikotokelimiadilaona. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0973