Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Agona: (gona), mt. at. (agony): Adona, apoka. tohiny
Agorabaka: (gombaka), rat. fit. (agora baho): Entina managorabaka, manao lavaka lehibe. tohiny
Agoragora: (goragora), rat. at. (agoragorao): Afatotra malemilemy mora vahana. tohiny
Agorampti: (gorampa), rat. fit. (agorampao): Entina manao vikavika. tohiny
Agorobaka: (gorobaka), mt. fit. (agorobaho): Entina mandoaka: Anja-by lehibe no nagorobany ny rindrina. tohiny
Agorodana: (gorodana), mt. at. (agorodano): Araraka na sotroina atao rodobe: Nagorodany indray mandeha ny diuay…tohiny
Agororoana: (gororoana), mt. at. (agororoany): Aidina ao anaty fitoeran-drano ka toa mitera-peo manao hoe: "gorogoro"...…tohiny
Agronoma: (fr. agronome) a.: Manam-pahaizana momba ny agronomia. tohiny
Agronomia: (fr. agronomie) a.: Fahalalana ny fomba sY ny fitsipika ary ny lalàna samihafa mametraka ny fambolena…tohiny
Agy: a.: Anaran-javamaniry malailay. tohiny
Ahadrahadra: (hadrahadra), mt at. (ahadrahadrao): Ahetsika amim-piavonavonana. tohiny
Ahady: (hady), rat. fit. (ahadio): Entinamihady. tohiny
Ahafahafa: (hafahafa), mt. at. (ahafahafao): Ovana. tohiny
Ahafatra: (hafatra), mt. at. (ahafaro): Enti-milaza ny zavatra anafarana, ny hafatra: 1-zao no hahafatrao azy:…tohiny
Ahafy: (hafy), mt. at. (ahafio): Asaina mihafy, ampilalina: Aza ahafy eto amin'ny tany tsisy uilona eto ny…tohiny
Ahahaka: (hahaka), mt. at. (ahahafo): Aparitaka: Aza ahahaka ny uary. ? Aely atao fantatry ny olona hatraiza…tohiny
Ahahy: (hahy), rat. at. (ahahazo): Apetraka mivelatra amin'ny toerana azon'ny masoandro mba ho maina: Ahahazo…tohiny
Ahaingo: (haingo), mt. fit. (ahaingoy): Atao haingo, entina hanaingoana: Voninkazo sy zaua-maitso no nahaingo…tohiny
Ahaino: (haino) mt, at. (ahainoy): Ampihainoina. ? mt. fit.: Entina mihaino, tohiny
Ahaitraitra: (haitraitra), mt. at. (ahaitrairo): Mitovy amin'ny haitrairina, hasarotina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0671