Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Adaraboka: (daraboka), mt. at. (adarabohy): Azera mafy amin'ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin'ny tany izy.…tohiny
Adaroka: (daroka), mt. fit. (adarofy): Entina mandaroka, mikapoka, mively; avely, atonta: Ity kanonta ity adaroka…tohiny
Adarona: (darona), mt. at. (adardny): Atao na tenenina miadana: Adarony ny teninao fa tsy azoko tsara. tohiny
Adasidasy: (dasidasy), mt, at. (adasidasio): Atao milamina sy mihaminkamina: Adasidasio ny famindranao. tohiny
Adedadeda: (dedadeda), mt. at. (adedadedao): Arehitra midedadeda; atao mirehi-be: A-za adedadeda ohatra izao ny…tohiny
Adedaka: (dedaka), mt. at. (adedaho): Atao miredaka, miredareda: Axa adedaka tahaka izao ny afo fa mandany kitay.…tohiny
Aderadera: (deradem), mt. at. (aderaderao): Asehoseho fatratra ho hita tsara, matetika ho enti-mieboebo na ho entinrandatsa…tohiny
Adeza: (deza), mt. at. (adezao) Atao mideza, miakatra mahi tsy mitsantsana iray ihany. Ady tohiny
Adia: (dia), mt. at. (adiavo): Andrefesana: Int? ny hazo hadianao ny sakan'ny trano. tohiny
Adiady: a.: Fifamalivaliana kely matetika, tsongotsongo teny, fifandrozandrozanana matetika: Tsy ilaozan'adiady…tohiny
Adibidijady: a.: Anaran'ny laharan-tsikidy fahavalo amin' ny sikidy alanana (jer. Sikidy). Ny soratry ny adibijady…tohiny
Adidina: (adidy), dit. ih. (adidio): Tsinina, omena tsiny. tohiny
Adidy: (didy), mt. fit. (adidio): Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy…tohiny
Adidy: a.: Zavatra tsy maintsy atao takin'ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana…tohiny
Adifika: (difika), mt. at. (adifiho): Apitika, esorina hiala erF. tohiny
Adify: (dify), mt. at. (adifio): Asiana dify, karazana jongy fanao amin'ny tsihy: Nadifiny tsara ny tsihy.…tohiny
Adijady: a.: Anaran'ny volana fahafolo amin'ny filaharan' ny volana malagasy marina, aorian'ny Alakaosy arY alohan'ny…tohiny
Adijidà: (fr. adjudant) a.: Ambaratongam -pahamboniana na gradin'ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan'ny…tohiny
Adijidà-Sefo: (fr, adjudant-chef) a,: Ambaratongam-pahamboniana na gradin'ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka…tohiny
Adika: (dika), mt. at. (adikao): Alaina tahaka: Adikao ireo soratra hitanareo amin'ny solaitrabe ireo. • Avadika…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0686