Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Abonaka: (bonaka), mt. at. (abonaho): Avala hibonaka, na hibontsina noho ny rivotra ao anatiny ka mihalehibe,…tohiny
Abonina: (abony), mt. ih. (abonio): Vokisana hanao zavatra; angolena risihina. tohiny
Abonoka: (bonoka), mt. fit. (abonohy): Entina mambonoka na mandrakotra ny tena: Io bodofotsy io abonoka azy raha…tohiny
Abontsina: (bontsina), mt. at. (abontsino): Atao mibontsina na mibonaky ny rivotra ao anatiny ka mihalehibe: A-bontsino…tohiny
Abony na Abosy na Ambosy: a.: Fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian'ny tena hataony. ΒΆ M.h.: Risika, robo, tambitamby,…tohiny
Aborabora: (borabora), mt. at. (aboraborao): Atao miborabora na migoragora, malemy fatotra: Vahao ity kofehy ity…tohiny
Aboraka: (boraka), mt. at. (aborahy): Aseho, lazaina hatramin'ny antsipiriany: Naborany tamiko ny tao ampony.…tohiny
Aboraraka: (boraraka), mt. at. (aboraraho): Araraka be: Naborarany teo daholo ny ranomainty. tohiny
Aboredika: (boredika), mt. at. (aboredeho): Atao miboredika, misesy be tsy milamina: Aboredeho ange ny fiteninao…tohiny
Aboretaka: (boretaka), mt. at. (aboretaho): Avala hipetraka amin'ny tany toy ny tsy maharay tena: Naboretany tamin'ny…tohiny
Aboridana: (boridana), mt. at. (aboridano): Avala handositra miaraka be. ? Atao tsy mitafy, ampitanjahina. tohiny
Aboroaka: (boroaka), mt. at. (aboroahy): Atao loaka mivoaka any ambadika: Naboroakany tany amin'ny sofiny hauanana…tohiny
Abororoaka: (bororoaka), mt, at. (abororoahy): Araraka higorodana be. tohiny
Aborosy: (borosy), mt. fit. (aborosio): Ampiasaina hiborosiana, handalorana: Tanirauo no naborosiny ny rindrina…tohiny
Aborotsaka: (borotsaka), mt. at. (aborotsaho): Avala hitambotsotra: Nasain'ny dokotera naborotsaka ny pataloan'i…tohiny
Abosesika: (bosesika), mt. at. (aboseseho): Enti-milaza zavatra na olona ampidirina amin'ny toerana iray ka somary…tohiny
Abosibosika: (bosibosika), mt. at. (abosiboseho): Hanina haingana, arapadrapaka: A-bosiboseho ity uary, ry Koto,…tohiny
Abosina: (abosy) mt. ih. (abosio): Vokisana hanao zava-20 tra; angolena; risihina: Saingy miaraka amin'ialahy…tohiny
Abosy: a: Fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian'ny tena hataony. (j er.: Abony) tohiny
Abotetaka: (botetaka), mt. at. (abotetaho): Apetraka amin'ny tany. ? h.o.: aetry, apetraka amin'ny toerana i-va:…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0773