Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ahidambo: a.: Ahitra misy tsilotsilony. tohiny
Ahidrano: a.: Ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary. tohiny
Ahidrano: a: Karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo.…tohiny
Ahidratsy: a.: Ahitra miara-maniry amin'ny vary ka mahatonga ny vary havana. tohiny
Ahidresy: a: Zavamaniry fanao ody kohaka (Lobellia laubii). tohiny
Ahidrindrina: a.: Zavamaniry ampiasaina raha misy fivoahan-dra ka ny raviny maitso no tenehina (Dichrocephala) lotifolia).…tohiny
Ahidy: (hidy), mt. fit. (ahidio): Entina manidy: It? hazo it? ahidy ny uarauarambe. tohiny
Ahifatra: a.: Zavamaniry fanao ody rohana sy gaotra; mahabe hatsembohana sy manadio fivalanandrano (Senecio ambauilla).…tohiny
Ahifika: (hifika), mt. at. (ahifiho): Esorina, ariana lavitra: Taitra izy nahita ilay sahona nipetaka teo amin'ny…tohiny
Ahifotra: (hifotra), mt. at. (ahiforyl: Atsentsina, atampina. tohiny
Ahihy: (hihy), mt. fit. (ahihiso) Entina mihihy, mikiky, mikaoka: It? L'y kely it? ahihy ny mangahazo raha…tohiny
Ahika: (hika), mt. fit.: Entina mameno, ampiasaina mba hahafeno. tohiny
Ahikongona: a.: Karazan'ahitra misy fofony ohatra ny fofon-kongona. tohiny
Ahilahila: (hilahila), mt. at. (ahilahilao): Mao mitongilangilana. tohiny
Ahilana: (hilana), mt. at. (ahilano): Atao mirona amin'ny ilany iray, atongilana: Ahilano kely rnianatsimo ny…tohiny
Ahilontrilona: (hilontrilona), mt.at.: (ahilontrilony): Atsipendrampendrana mba hanjelanjelatra: Aza ahilontrilona…tohiny
Ahimafana: a.: Zavamaniry fanao ody kankana ny raviny izay tanehina atao antitra dia antitra (Spilanthes emmenai'…tohiny
Ahimoka: (himoka), mt. at. (ahimohy): Akombona (entimilaza ny vava izay akombona, hidiana tsy hamoaka feo) tohiny
Ahimoso: a.: Ahitra misy tsilotsilony. tohiny
Ahimùka: a.: Ahitra maniry eny anaty rano, fanaon'ny olona kofehy na tady. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0782