Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Antadiny: a.: Anaran-javamaniry madinika, fihinana ny vodiny. tohiny
Antafara: a.: Zavamaniry ampiasaina ho fampakarana tosidra ny hoditry ny fakany (Cabucala madagascariensis). tohiny
Antaifasy: a.: Anaram-poko kely amin'ny morontsiraka atsimo atsinanana, monin amin'ny tany anelanelan'1 Manampatra…tohiny
Antaimanambondro: a.: Foko kely dia kely, atao koa hoe Antaivondro, manodidina ny ony Manambondro, anelanelan'Iavibolo…tohiny
Antaimoro: a.: Foko lehibebe amin'ny morontsiraka atsimo atsinanana, anelanelan'i Namorona sy Manampatra. Taranak'Arabo…tohiny
Antaisaka: a,: Foko lehibe amin'ny morontsiraka atsimo atsinanana, monina amin'ny tany voafaritr'i Mananivo, avaratra;…tohiny
Antalarano: (Tsm) a.: Karazan' androngo mivelona anaty rano. tohiny
Antalihazo: na Mafaikopaka a.: Zavamaniry tena poizina azo ampiasaina ho fampakarana ny tosidra ny hoditry ny fakany…tohiny
Antamba: a.: Bibidia masiaka sahalahala amin'ny saka ary ~ fambara loza ny fahitana azy tohiny
Antambahoaka: a.: Anaram-poko kely, lazain'ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka…tohiny
Antambo: a.: Loza lehibe mahavoa antokon'olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra…tohiny
Antandroy: a.: Foko lehibebe amin'ny tendron'i Madagasikara atsimo indrindra mitoetra amin'ny tany voafaritry ny…tohiny
Antankarana: a.: Foko kely amin'ny tendrony avaratr'i Madagasikara, izay mitoetra amin'ny tany manaraka ny tsipika…tohiny
Antanona: a.: Fahantomotra, toetran'ny zavatra mitatao akaiky dia akaiky. i t, f. f.: Manantanona, fanantanona.…tohiny
Antanosy: a.: Foko lehibebe arpin'ny tendron'ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo…tohiny
Antara: (t.tr.) a.: Dobo lalina sady mangatsiaka izaitsizy. - F.-p.: antaravelona (fer. io teny io). tohiny
Antaravelona: p. t.: Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona it9 varinao fa ndeha re hano. tohiny
Antefa: ft.: Enti-milaza fianjerana fiantraikana, fidonana. - t.i.f.: miantefa, fiantefa, mpiantefa / iantefana,…tohiny
Antehe: (Ski), a.: Ny ankavanan-dakana na sambo. (Ny mifanohitra aminy: ampiveza). tohiny
Antehitra: ft.: Enti-milaza fiankinana,fitokianasy tohana. à Li. f.: miantehitra, fiantehi• tra, mpiantehitra j…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0292