Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Alikalika: (alika), p. t. : Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin'ny zazakely). tohiny
Alikisa: (ailika isa), p. t.: Be dia be tsy tambo isaina, zavontany: Alikisa ny kintana eny an-danitra. tohiny
Alimanaka: (fr. almanach) a.: Boky misy ny datin'andro rehetra amin'ny herintaona, fanisana andro. tohiny
Alimbolo: a.: Ny fotoana iotrehan'ny voankazo ao anaty lavaka, - t.i.f.: mialimbolo. tohiny
Alimiaina: p.t.: Be dia be, mihetsiketsika, mihahohaho: Alimiaina ny olitra amin'io fromazy io. tohiny
Alin-tsara: (Atb), a.: Alina farany amin'ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hfra sy dihy; miari-tory…tohiny
Alina: a.: Fotoana tsy anazavan'ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin'ny ilentehan'ny masoandro ka hatramin'ny…tohiny
Alina: p.i.: Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy ariuo sy telo alma ariary…tohiny
Alinalina: p.t.: Be dia be tsy tambo isaina, zavontany. tohiny
Alinina: (alina), mt. ih. (alino): Tazonina hatramin'ny fahatongavan'ny alma: Loza Ra-koto iny raha hiresaka:…tohiny
Alinjinery: a.: Taloha, teny nandikana ny antsoina ankehitriny hoe injeniera. ~ Mpilanjan'ny andriana, izay na-nana…tohiny
Alinkely: a.: Fotoana isian-javatra manjavozavo toa setroka, izay manalefaka ny hazavan'ny masoandro: Mandoro…tohiny
Alitara: (lat. altare), a.: Drina vato avoavo marin-tampona voavoatra hametrahana sy hanolorana ny sorona amin'…tohiny
Aliziny: a.: Filaharan-tsikidy. tohiny
Aljebra: (fr. algèbre), a.: Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny lalàn'ny isa sy mampiasa ny isa araka izany…tohiny
Alkaola: (fr, alcool), a.: Ranon-javatra mahery azo avy amin'ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra…tohiny
Alo: a. ft.: Manana hevitra irai-sana hoe: mpanelanelana na fitaovana enti-manao zavatra tsy mivantana; olona…tohiny
Alo: a.: Teny ilazana karazan' aretin-jaza vitsivitsy: alobotra, alofisaka, alomanehaka (fer. ireo teny ireo).…tohiny
Alo: a.: Tevana, fampana. i t.i.f.: lohalo. tohiny
Alo: a.: Karazana gidro misa, volony mivolom-bolafotsy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0704