Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Andrianaivo: a.: Teny fanajana ilazana ny zanakalahy eo anelanelan'ny lahimatoa sy ny faralahy ao amin'ny fianakaviana.…tohiny
Andriananahary: a.: Teny ilazana an'Andriamanitra, izay noheverin'ny Ntaolo Malagasy ho nampisy izao rehetra izao. Matetika…tohiny
Andriandahy: a.: Teny fanajana fanao ao alohan'ny anaran'andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka…tohiny
Andrianify: a.: Ireo nify anoloana efatra ambony, efatra ambany (jer.Nify). tohiny
Andrianina: (andriana), mt. ih. (andriano): Hajaina, omena voninahitra fatratra. tohiny
Andrianjahonoany: a.: Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa…tohiny
Andriantany: a.: Tany mafy toy ny vato. tohiny
Andrifafy: (Ats) a.: Fetin'ny maty ankalazaina amimpomba lehibe ho an'ireo maty vao haingana sy ny lehibebe amin'ireo…tohiny
Andrindrinan-trano: a.: Anarana entina milaza olona ahiahina ho mpangalatra ka mandrindrin-trano daholo ny plona rehefa…tohiny
Andrisa: (fit.p.) a.: Vatofantsika. tohiny
Andritsilaitsy: a.: Zavamaniry ampiasaina ho fanafodin'ny olona ambany tosidra (Norohna sp.). tohiny
Andrivolahy: a.: Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany (Lagenaria vulgaris). tohiny
Andro: a.: Fotoana manelanelana ny misasak'alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo…tohiny
Androany: p.mt.: mpamaritra matoanteny enti-milaza ny tapany efa lasa amin'ny andro itenenana: Nianatra aljebra…tohiny
Androna: (t.tr.) a,: Famaky. tohiny
Androndra: a: Anarana entimilaza zavatra tonta, indrindra ny lamba, izay amboarina ho toy ny vao indray. tohiny
Androngo: a.: Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin'ny tamboho sy ny…tohiny
androny: jereo [andro] : androko, andronao, androny, androntsika. oh: mitandrema tsara amin'ny sery fa androny…tohiny
Androranga: a.: Karazan'ahitra fanao kitay bozaka, tsara firehitra aoka izany. tohiny
Andry: ft.: Enti-milaza fitsorana, fivalamparana eo ambony tany, kidoro; fatoriana amin'ny alina, filamina…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0656