Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Abirioka: (birioka), mt. at. (abiriohy): Avily any amin'ny tsy izy: Aza abirioka ny resaka, raondriana. tohiny
Abiririoka: (biririoka), mt. at. (abiririohy): Ampanenoina toa misioka: Nabiririokan'1-sambilo ny karavasiny ka…tohiny
Abisioka: (bisioka), mit. at. (abisiohy): Asaina mivily. tohiny
Abitsika: (bitsiha), mis at. (abitsiho): Lazaina malemilemy, tenenina moramora eo ampoto-tsofina: Inona no nabitsiny…tohiny
Abo: p• t.: Teny fahita indrindra amin'ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin'ny hoe avo, ambony, tsy takatra:…tohiny
Aboabo: (abo) t.v.r.: Avoavo. t.i.f.: aboaboina, voaboabo ( manaboabo, fanaboabo,mpanaboabo ) anaboaboana, fanaboaboana…tohiny
Aboaboina: (aboabo), mt. ih. (aboaboy): Avoavoina, aingaingaina, ambonina.l Deraina fatratra, ankalazaina izaitsizy:…tohiny
Aboadaboada: (boadaboada), mt, at. (aboadaboadĂ ): Lazaina misafotofoto. tohiny
Aboalina: a.: Bibikely mivelona an'andiany any anaty tany na anaty hazo izay loahany asiany zohy. tohiny
Abobobobo: (bobobobo), mt. at (aboboboboy): Asitrika ao anaty rano: Nabobobobony ilay alika dia maty. tohiny
Aboboka: (boboka), mt. fit. (abobohy): Entina hahalena, hamontosan-drano. tohiny
Abodika: (bodika), mt. fit. (abodeho): Enti-milaza ny zavatra ampiasaina hanasavoritahana, hanasavorovoroana.…tohiny
Aboeriboerika: (boeriboerika), mt. at. (aboeriboereho): (Teny) atao miboeriboerika, betsaka tsisy farany, miboredldredika…tohiny
Abofaka: (bofaka), mt. at. (abofaho): Alefa, aelY (fofona, vovoka) betsaka indray mandeha, adofaka: Nabofaky…tohiny
Abohitra: (bohitra), mt. at. (abohiro): Entina manabontsina. tohiny
Aboiboika: (boiboika), mt. at. (aboiboiho): Avoaka miboiboika, mifantsitsitra. tohiny
Abolasitra: (bolasitra), mt. at. (abolasiro): Avala hibolasitra, hibolisatra. tohiny
Abolidy: (bolidy), mt. at. (abolidio): Avala hibolidy, hihodivitra handeha na hiery. /A-vily, ahataka, ampandosirina.…tohiny
Abolila: (bolila), mt. at. (aboli-lao): Avala na asaina mibolila, milefa miporitsaka. tohiny
Abolisatra: (bolisatra), mt. at. (abolisaro): Atao mibolisatra na alefa handeha amin'ny tany malama: Aza abolisatra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4635