Litera A
Aforitra: (foritra), rat. at. (aforeto): Alefitra, aketrona: A-foreto ny tanan'akanjonao rehe fa hiasa.
tohiny
Afotetaka: (fotetaka), mt. at. (afotetaho): Atao mifotetaka, misolitika; asolitika, atakovana.
tohiny
Afotitra: (fotitra), mt. at. (afotero): Atao mifotitra na mivadika ka ny ambony lasa ambany: Nahoana no afotitrao…tohiny
Afotofoto: (fotofoto), mt. at. (afotofotoy): Asavoritaka, akorontana, atao mifanaritaka: Afotofotonao koa ny resaka…tohiny
Afovato: a.: Karazana vato miteraka tselatselatr'afo raha vao ampifampikasohina. ¶ M.h.: vatoafo, vatofalia.…tohiny
Afovatohazo: a.: Karazan-kazo mety hiteraka afo toy ny afovato ka indraindray azo a-solo azy mihitsy.
tohiny
Afovoa: ppk.: Eo anelanelan' ny zavatra roa na maro: Mipetraha ianao eto afouoan' izy mianaka, 1 pmt,: Raha…tohiny
Afoy: (foy), mt. at. (afoizo): Omena tanteraka, atao sorona: Nafoin'izany lehilahy izany ho an'ny tanindrazany…tohiny
Afrikanina: (fr. africain) a.: Ny fitambaran'ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan'ny fizaran-tany lehibe…tohiny
Agadragadra: (gadragadra), mt. at. (agadragadrao): (feo) A-tao mihararetra toa vaky na mitriatra: Aza agadragadra…tohiny