Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atangazona: (tangazona) mt fit. (atangazony): Entina manatangazona, mampitana, mampihazona. tohiny
Atangerina: (tangerina) mt. at. (atangereno): Asangodingodina, atambolimbolina. tohiny
Atangidingina: (tangidingina) mt. at, (atangidingino): Asaina mihazakazaka am-pidinana. tohiny
Atangirika: (tangirika) mt. fit. (atangiriho): Entina manatangirika, mandoaka. tohiny
Atangitrika: (tangitrika) mt. rit, (atangitriho): Atsipy, alentika, aboiboika, afantsitsitra. tohiny
Atangizina: (tangizina) mt. at. (atangizino): Atao mifanety, mifamoritra. tohiny
Atango: (tango) mt. fit. (atangosy): Entina mitango. tohiny
Atangolika: (tangolika) mt. at. (atangoleho): Afadiditra, aolikolika lalina. tohiny
Atangoloaka: (tangoloaka) mt fit. (atangoloahy): Entina manatangoloaka, mandoaka maninteraka. tohiny
Atangongo: (tangongo) mt. at. (atangongoy): Vorina betsaka manodidina, toy ny zavatra mipetaka mihitsy. tohiny
Atangorona: (tangorona) mt at. (atangorony): Vorina manodidina. tohiny
Atangy: (tangy) mt. at. (atangio): Omena atao tangy na vola omen'ny lehilahy ny vehivavy mety miray aminy, tohiny
Atanika: (tanika) mt. at. (ataneho): Ahahy na hafanaina amin'ny afo na amin'ny andro. tohiny
Atanila: (tanila) mt. at. (atanilao): Mao miraika mampiseho ny ila na lafiny iray: A-tanilao ny varavarana. tohiny
Atanina: (tanina) nit, at (atanino): Atao na atodika amin' ny afo, amin'ny masoandro: Nataniny andro ny volony…tohiny
Atanjozotra: (tanjozotra) mt at. (atanjozory): Atao mitanjozotra, mandeha mitohy la-va toa valala manjohy. tohiny
Atankosina: (tankosina) mt at (atankosino): Asiana loto. tohiny
Atanondrika: (tanondrika) mt at (atanondreho): Aondrika (ny loha) noho ny alahelo. tohiny
Atanontanona: (tanontanona) nit, at. (atanontanony): A-petraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa:…tohiny
Atantana: (tantana) mt. fit. (atantano): Entina mitantana, mitarika amin'ny tanana: Ny tanany havanana no natantany…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0806