Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ambioka: (fit.-p.1 Masomboly. tohiny
Ambiroa: a.: Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan'ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian'ny…tohiny
Ambirondolo: a.: Anaran-javamaniry ampiasain'ny olona ho fampivalanana ny raviny (Cassia occidentalis). ¶ M.h.: bemaimbo,…tohiny
Ambitry: (Ski) a.: Karazantrondro, mena ny kibony sy ny rambony. tohiny
Ambivitra: (1) na Ankambivitra a.: Anarana kilalao fanaon'ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny.…tohiny
Ambivitra: (2) na Avivitra p. mt.: Kely dia kely sisa tsy...: Ambiuitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany…tohiny
Ambo: p.t.: Avo: Trano ambo: trano kely misy tongony a• vo, izay atao fasiam-bary ny ambony. - F.-p.: An'ambo:…tohiny
Ambo: a.: Karazan'aretina sa-hala amin'ny androbe. tohiny
Amboa: a.: Biby mampinono, homan-kena, mizara ho karazana telo: mpiandry tanàna, mpihaza, mpanjohy ny olombelona.…tohiny
Amboabe: a.: Karazana ala volovoloina sady vaventy. tohiny
Amboafotsikely: a.: Karazanjavamaniry izay mihorongorona raha vao voakasika. ¶ M.h.: mihoronkorona, modimodia, kelimanjakalanitra,…tohiny
Amboafotsitenda: a. (jar.: amboafotsikely). tohiny
Amboakelinandriamanitra: p. t.: Enti-milaza ny zazakely dongadonga, botrabotra. ¶ M.h.: amboamboa. tohiny
Amboakelindrano: na Tsilemita a.: Karazana bibikely mivelona any anaty rano, mifandraidraika amin'ny tsikovoka. tohiny
Amboakelintenda: a.: Karazana kambo lavalava toa mihantona amin'ny faran'ny lanilany ampovoany ka manampina ny lavaka…tohiny
Amboalambo: a.: Olona mivelona amin'ny hafetsifetsendratsy. * Ohab.: Izay miaraka amin' ny mpiasa dia mpiasa; izay…tohiny
Amboalambokely: na Taindambokely a.: Bibikely fahita eny ambony vato na anaty voankazo, misy motiny roa mifaingoka toa…tohiny
Amboalambotantely: a.: Anaran-kafa ilazana ny tantelilahy. tohiny
Amboamboa: p. t,: Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory. ¶…tohiny
Amboamboankibo: a.: Zavamaniry ampiasaina ho fampivalanana ny raviny (Coetocarpum madagascariensis). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0282