Litera A
Atantavana: (tantauana) mt. fit, (atantavano): Entina manatantavana na manatsika, manadio rano amin'ny alalan'ny…tohiny
Atanteraka: (tanteraka) mt, fit. (atanteraho): Entina manatanteraka, mandoaka hatrany ambadika.
tohiny
Atao: (tao) mt. at (ataouy): Karakaraina sy vitaina: Ataouy ny raharahanao fa aza be resaka eo. • Anamboarana:…tohiny
Ataoma: (fr. atome) a.: Ny ilany kitika kely indrindra amin'ny fiforonan'ny tenanjavatra izay mizara roa: ny…tohiny
Atapy: (tapy) mt, at. (atapio): Atanina amin'ny hainandro: Atapio ireto lamba ireto ho maina tsara.
tohiny
Ataratra: (taratra) mt. fit. (atarafo): Entina mitaratra, izany hoe mijery zavatra ao ambadika lamba iray na mitily…tohiny
Atatao: (tatao) mt, at. (atataovy): Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila…tohiny
Atataro: (tataro) mt, fit. (atataroy): Entina manafo na manatataro: Labasy no natataro ilay tranoheva nametrahana…tohiny