Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ahofa: (hofa) mt.at. (ahofao): Itadiavana mpanofa na olona hanofa: Trano ahofa. ~ Orne-na hipetrahan'olona…tohiny
Ahofakofaka: (hofakofaka) mt. at. (ahofakofaho): Akopakopaka. tohiny
Ahofakofaka: (hofakofaka), mt. at. (ahofakofaho): Atao miendaka amin'ny alalan'ny fikikisana na fikaohana. tohiny
Ahofokofoka: (hofokofoka), mt. at. (ahofokofohy): Ahetsiketsika, akopakopaka. tohiny
Ahogo: (hogo), mt. fit. (ahogoy): Entina mihogo: Fihogo vy ahogo ny uolonao fa henjan-doatra ny volonao. tohiny
Ahohoka: (hohoka), rit. at. (ahohofy): Afotitra ka ny vavany no atao ambany: Ahohofy ny siny rehefa tsy misy…tohiny
Ahohona: (hohona), mt. fit. (ahohony): Entina mambomba, mamihina: Ny elany no ahohon'ny reniakoho ny zanany.…tohiny
Ahohy: (hohy), mt. fit. (ahohizo): Entina mihohy, mikaoka ny tany amin'ny hohontongotra. tohiny
Ahombo: (hombo), mt. at. (ahomboy): Asiana hombo, zarany: Ahomboy it9 angady it? fa tsy misy hiasana. tohiny
Ahona: a.: Ahotra, fijanonana tampoka. - t.i.f.: tafahona 1 manahona, fanahona, mpanahona 1 anahonana, fanahonana…tohiny
Ahonaka: (honaka), mt. fit. na mt. at. (ahonahy, na ahonaho): Entina mamonto, manetsaka. ~ Alamaka ao am-pandriana:…tohiny
Ahondrahondra: (hondrahondra), mt. at. (ahondrahondrao): Atao izay hahalemy. tohiny
Ahonikonika: (honikonika),mt. at. (ahonikoneho): Ahetsika manara-ba, adoladola. tohiny
Ahonkona: (honhona), mt. at. (ahonkony): Atao honkona: Tandremo sao uy harefesina no ahonkonao azy. tohiny
Ahontsana: Ahontsankontsana (hontsana, hontsankontsana) mt. at. (ahontsano, ahontsankontsano): Hetsiketsehina:…tohiny
Ahontsina: na Ahontsona (hontsina na hontsona), mt. at. (ahontsony): Ahetsika, aonjina: Aza ahontsina ny latabatra…tohiny
Ahopaka: (hopaka), mt. at. (ahopahy): Ahofahofa. tohiny
Ahorina: (ahotra), mt. at. (ahory): Ajanona, ahantsona tampoka. tohiny
Ahorirana: (horirana), mt. at. (ahorirano): Asaina mijoro, na mandry amin'ny ilany: Maharary azy, hono ny lamosiny…tohiny
Ahorona: (horona), mt. at. (ahorony): Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy. •Ampirimina, angonina: Rehefa…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118