Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Akipily: (kipily), mt. at. (akipilizo): Alefa hirimorimo, atoraka: Nakipiliny teny amiko ilay tehina. tohiny
Akiramborambo: (kiramborambo), mt. at. (akiramboramboy): Avela hikirazorazo, hitaritarika avy ao aoriana: A-za akiramborambo…tohiny
Akiraro: (kiraro), mt. at. (akiraroy): Enti-milaza ny kiraro atao amin'ny tongotra: Tsy hitako izay hakiraro…tohiny
Akiraviravy: (kiraviravy), mt. at. (akiraviravezo): Atao mikiraviravy, atao mikirazorazo: Aza akiraviravy any ivelan'ny…tohiny
Akirazorazo: (kirazorazo), mt. at. (akirazorazoy): Ahantona mihevaheva tsy mitehi-tany. tohiny
Akirindro: (kirindro), mt. at. (akirindroy): Atao matevina, mifanety: Aza akirindro ny fambolinao ireto zanakazo…tohiny
Akiririoka: (kiririoka), mt. fit. (akiririohy): Entina hikiakiavana. tohiny
Akisa: na Kisa a.: Ady tadiavina amin'ny zavatra tsy misy antony, ady amin'ny tsinontsinona: Mila akisa lava…tohiny
Akisa: (t.tr.), p. t.: Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy. ΒΆ M. h.: mahatsikaiky, hatsikana,…tohiny
Akisaka: (kisaka), mt. at. (akisaho): Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa…tohiny
Akitakita: (kitakita), mt. at. (akitakitao): Aforiporitra. ? A-tao ratsy fitondra, levilevena. tohiny
Akitamby: (kitamby), mt. at. (akitambio): Atao kitamby. tohiny
Akitika: (kitika), mt. fit. (akitiho): Entina mikitika, manohina. tohiny
Akitikitika: (kitikitika), mt. fit. (akitikitiho): Entina manitikitika, manibokibo: Ahitra no nakitikitiny ny zazakely…tohiny
Akitoatoa: (kitoatoa), mt. at. (akitoatoavy): Atao kisendrasendra. tohiny
Akitra: (kitra), mt. fit (akitrao) Entina mampiady: Tsy nahita zavatra hakitra ny angely izy ka lasa. tohiny
Akitrana: (kitrana), mt. at. (akitrano): Asaina mikitrana, miady; ampiadina. tohiny
Akitroka: (kitroka), mt. at. (akitrohy): Terena hiady tsara: Nakitrony ny nifiny sady navandravandrany ny masony.…tohiny
Akivilivily: (kiuilivily), mt. at. (akivilivilio): Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao…tohiny
Akivy: (kivy), mt. fit. (akivio): Entina hanakivy, manaketraka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0241