Litera A
Aterana: (atitra) mt, pdr,: Entimilaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina…tohiny
Aterina: (atitra) mt, ih, (atero): Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary, • A-verina amin'ny nakana…tohiny
Atetika: (tetika) mt. fit. (ateteho): Entina mitetika, mandidy ho tapatapany fohy hatrany: It? ny antsy natetiko…tohiny
Atevateva: (tevateva) mt, fit, (atevatevazo): Entina manevateva, manao tsinontsinona, maniratsira.
tohiny
Ati-pako: a.: Fomba fampamerenana mangingina amin'ny tompony ny vola na zavatra madinfdinfka hafa izay nangalarin'olona…tohiny
Atidoha: a: Foiben'ny nerva ao anatin'ny karandohan'ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran'ny herin'ny saina,…tohiny
Atifitra: (tifitra) mt. fit. (atifiro): Entina mitifitra: BasindRakoto no natifiny an'ilay lambo?
tohiny