Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Arosy: a.: Karazam-borona andrano dia mitovitovy amin' ny dokotra. tohiny
Arotoroto: (rotoroto) mt. at. (aro toroto y ) : Asaina atao haingana. tohiny
Arotsaka: (rotsaka) mt, at (arotsahy): Aidina: Arotsahy amin'izay ny vary fa efa mangotraka ny rano. ~ Alatsaka…tohiny
Arova: (rova) mt, fit. (arovay, na arovao): Entina mandrova na mamefy. tohiny
Arovana: (aro) mt. ih. (arovy): Tandremana sao misY marnely na manimba: Arovan'ny miaramila andro aman'alina…tohiny
Arovoniny: a: Hazo apetraka ambony vovonana mba hampilamina sy hampandry ny bozaka na ny herana atao ta-fo. tohiny
Arozaka: (rozaka) mt, at. (arozahy): Akfraviravy. tohiny
Arozaroza: (rozaroza) mt. at. (arozaroxao): Akiraviravy. tohiny
Arseveka: (fr. archevêque) a: (Fiv. kat.) Anarana iantsoana ny eveka mitantana arsidiosezy. tohiny
Arsidiosezy: (fr. archidiocèse) a: (Fiv. kat.) Fitantanana diosezy maromaro na vitsivitsy mifanakaiky; ny eveka eo…tohiny
Ary: p. mt.: Enti-milaza toerana sady tsy hita no lavitra: Ar? andrefan'ny sekoly no mipetraka izahay. tohiny
Ary: ppt.: Entina mampitohy ny anarana na ny mpamaritra anarana na ny matoanteny voalaza farany amin'ireo…tohiny
Ary: a.: Taova iray tarika amin' ny mosavinkena ka mandevona ireo faikafaika avy amin'ny fiasan'ny tena entin'…tohiny
Ary: p.t.: Misy: Ary isika noho ny fahefan'ny mpahary. ? Manana: Efa ary nify ny zanako, - t.i.f,: Arina,…tohiny
Ary: (jar. AriarY). tohiny
Ary: ft.: Enti-milaza fanipazana, tsy fiheverana zavatra tsy tiana intsony. i Ariana, voary / manary, fanary,…tohiny
Ary: p.mt.: Enti-milaza fehinteny na misolo fehin-teny mihitsy ara: Raha izany àry no izy, inona indray no…tohiny
Arzantinina: (fr. Argentine) a.: Ny tompon-tany any amin' ny tanin'i Arzantina (Amerika atsimo indrindra): Manankarena…tohiny
Asa: a,: Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato. ~ Raharaha: Inona no asan'ny rainao, ry zaza?.…tohiny
Asa: ft.: Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fitaomana olona hanao…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0654