Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Apololotra: (pololotra) mt at. (apololory): Atao mipololotra, avala hivoaka be dia be: Napololotrany ny setro-tsigarany…tohiny
Apondipondy: (pondipondy) mt, fit. (apondipondeo): Enti-mamoriporitra. tohiny
Aporaretra: (poraretra) mt. at. (aporareto): Atao mandre maharary. tohiny
Aporetaka: (poretaka) mt. at. (aporetaho): Avaroraka. tohiny
Aporetika: (poretika) mt. at. (aporeteho): Afangaro atao misafotofoto. tohiny
Aporetsika: (poretsika) mt. at. (aporetseho): (fotaka) Atao marihitra, atao potsipotsika. tohiny
Aporiatra: (poriatra) mt, at. (aporiato): Asaina mandeha haingana, asaina mandositra: Efa folo metatra sisa tsy…tohiny
Aporitika: (poritika) mt. at. (aporitiho): Afantsitsitra, apitika. tohiny
Aporitra: (poritra) mt. fit. (aporeto): Entina mamoritra. tohiny
Aporitsaka: (poritsaka) mt. at. (aporitsaho): Avala maniera. hikorotsaka: Iny nisy vola ariary zato naporitsany…tohiny
Aporoatra: (poroatra) mt at. (aporoaty): Atao feno mihoa-pefy. tohiny
Aporofo: (porofo) mt. fit. (aporofoy): Entina manaporofo, manamarina: Tsy misy zavatra azonao aporofo fa izy…tohiny
Apororoatra: (pororoatra) mt. at. (apororoaty): Fenoina a-tao misy mihoatra • Asaina mandeha rodobe. tohiny
Aporotsaka: (porotsaka) mt. at. (aporotsahy): Alefa midi-na, atambotsotra: Aza aporotsaka tahaka izao ao an-damosinao…tohiny
Aposaka: (posaka) mt, at. (aposaho): Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan'ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo…tohiny
Apostà: (fr. apostat) a.: Tolly enti-milaza ny katolika vita batemy izay nanary tanteraka ny flnoany. tohiny
Apostoly: (lat. apostolus) a.: I-reo mpianatry ny Tompo roa ambin'ny folo. tohiny
Apotikana: (potikana) mt. at. (apotikano): Asaina mipatikana, mihataka tsisy mahita. tohiny
Apotraka: (potraka) mt. at. (apotrahy na apotraho): Azera, aongana. tohiny
Apotsaka: (potsaka) mt. at. (apotsahy na apotsaho): Alana, esorina hiala amin'ny toerany: Apotsaka ny maso mba…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0375