Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Antsodina: na Antsody a.: jar. Sodina, tohiny
Antsody: a.: Fanodinana ny kofehy na ny landy amin'ny ampela na ny volotara; famolesana ny akoran-dandy ho tonga…tohiny
Antsohara: a.: Fanosorana ranon-javatra mba hahamafy ny vilany tany vaovao. - t.i.f.: Antsoharaina f manantsohara,…tohiny
Antsoharaina: (antsohara) mt. ih. (antsoharao): Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao). 1 h. o.: Fotopotorana…tohiny
Antsoina: na Antsovina (antso) mt ih. (antsoy na antsouy): Asaina tonga na manatona amin'ny alalan'ny feo na hofa…tohiny
Antsointsoina: a.: Karazan-iavamaniry fanao ody ratra (E-milia citrina), tohiny
Antsojay: p, mt.: Fanararaotana ny fahadisoana kely mba hamelezana: Manao antsojay: manararaotra fahadisoana na…tohiny
Antsona: ft.: Ilazana ny fahatongavan'ny sambo na lakana eo amin'ny morona misy ny fitodiana; fijanonana amin'ny…tohiny
Antsonaina: (antsona), mt, ih.: Vongaihina, aihina. tohiny
Antsongoloka: a.: Fanararaotana hahazoana mifetsY sy mangalatra noho ny toe-javatra hita na tsy dia manao ahoana aza…tohiny
Antsonina: (antsona), mt, ih. (antsony): Ajanona, asaina miantsona: Nantsonina ter? lauidavitro ny sambo. Fiteny…tohiny
Antsontsany: jer.: Tsontsany. tohiny
Antsorina: p.mt.: Angatahana andro mba hieritreretana. tohiny
Antsoro: a.: Ahitra lava ravina misy rirany mandidy ary ma-lama ka mety handavo raha voahitsaka, indrindra raha…tohiny
Antsoro: (Tsm) a.: Angady kely lava zarana fitondra mandeha. tohiny
Antsorohina: (an-tsoroka), mt. ih. (antsorohy): Entina eo an-tsoroka. ? h.o.: Raisina ho adidy, iadidiana, iandraiketana:…tohiny
Antsorona: ft.: Enti-milaza filazan-javatra lasa aloha loatra, izay any aoriana vao tokony hambara, na filazana…tohiny
Antsoronina: (antsorona) mt. ih. (antsorony): Tenenina na atao alohan'ny fotoana tokony hanaovana azy. tohiny
Antsosana: (t.tr.) a.: Fanadinoana, fahafaty arika. tohiny
Antsotsany: a.: Fitanana ny fahadisoana mba hahazoana manararaotra tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0296