Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Adikasajy: a.: Laharan-tsikidy faharoa ambin'ny folo amin' ny sikidy alanana der. Sikidy). tohiny
adiko: jereo [ady] : tolona, fihatrehana zavatra sarotra. Oh : rehefa maty aho angamba vao ho tapitra ny adiko!…tohiny
Adilana: (dilana), mt. fit.(adilano): Entina manety eo afovoany. tohiny
Adilotra: (dilotra), mt. at. (adilory): Akasoka mafy , akitroka. tohiny
Adimby: (dimby), dit. at. (adimbaso): Asolo: Ny zanany lahimatoa no nadimby azy. Mividiana tsofa uaouao hadimby…tohiny
Adimizana: a.: Anaran'ny volana fahafito amin'ny filaharan'ny volana malagasy mari-na, aorian'ny Asombola ary alohan'ny…tohiny
Adina: Adinadinatohiny
Adingana: (dingana), mt, at. (adingano): Ahoatra, adika: A-za adingana ny lohan-drainao ny sahafa, anaka. tohiny
Adingidingy: (dingidingy), mt, at. (adingidingio): Asondroititra avo. tohiny
Adingina: (dingina), mt. at. (adingino): Atsangana henjana mahitsy: Nadingin'ny alika ny rambony dia lasa izy.…tohiny
Adinina: (adina), mt. ih. (adino): Anontaniana, antsafaina: Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy. • Fotorana…tohiny
Adinkisa: a.: Anarana laharantsikidy iray amin'ny sikidy alanana (fer.: Sikidy). tohiny
Adiny: a.: Ny mafy, ny sarotra, ny manahirana amin'ny raharaha iray: Ny manoro toa mora, fa ny manao no adiny.…tohiny
Adiny: na Adim-pamantaranandro a: Ny iray ampahefatra amby roapolon'ny andro iray manontolo; fotoana vitan…tohiny
Adiresy: (fr. adresse), a.: Fanondroana ny toerana onenan'ny olona iray: Axa fady indrindra mba lazao ahy kely…tohiny
Adiridiry: (diridiry), mt. at. (adiridirio): Henjanina mafy ny hodi-maso mba hahatonga ny maso hivandraka sy hisokatra…tohiny
Adisanina: (fr. addition), a.: Fanambarana isa, fanatontaliana isa: Efa mahay manao adisanina Ibalita kely. * f.-p.:…tohiny
Adisaona: a.: Ny hihi-nify amin'ny fara valanorano. * f.p•: Vaky adisaona: maniry faxa vazana; h.o. olona mato-tsaina,…tohiny
Aditsika: (ditsika na ditsoka), mt. fit. (aditsiho): Entina na ampiasaina hahaditsoka. tohiny
Aditsimay: a.: Anaran'ny laharan-tsikidy fahenina amin'ny sikidy alanana (jer. Sikidy). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0846