Litera A

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Aterana: (atitra) mt, pdr,: Entimilaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina…tohiny
Aterina: (atitra) mt, ih, (atero): Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary, • A-verina amin'ny nakana…tohiny
Atery: (tery) mt, fit. (atereo): Entina manery, mamoritra, na mitery omby, tohiny
Atete: (tete) mt. at. (atetevo): Aidina atao mitsitaitaika: Ateteuo indimy it? fanafody it?. tohiny
Atetika: (tetika) mt. fit. (ateteho): Entina mitetika, mandidy ho tapatapany fohy hatrany: It? ny antsy natetiko…tohiny
Atety: (tety) mt. at. (atetezo): Aleha tomandavana, tetezina. • Tanisaina. tohiny
Atevateva: (tevateva) mt, fit, (atevatevazo): Entina manevateva, manao tsinontsinona, maniratsira. tohiny
Atevika: (tevika) mt. fit. (ateveho): Entina manevika: Tsilo no nateuiny ny sofiko. tohiny
Atevy: (tevy) mt, fit. (ateveo): Entina mitevy, mikapa sy mandoro ala. tohiny
Ateza: (teza) mt. at (atezao): Atsatoka mahitsy tsara. tohiny
Ati-pako: a.: Fomba fampamerenana mangingina amin'ny tompony ny vola na zavatra madinfdinfka hafa izay nangalarin'olona…tohiny
Atiaty: a.: Bontsinan-kibo voky. i t. t, f.: Miatiaty, fiatiaty ) iatiatiana, fiatiatiana. tohiny
Atidoha: a: Foiben'ny nerva ao anatin'ny karandohan'ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran'ny herin'ny saina,…tohiny
Atifaka: (tifaka) mt, at. (atifa-120 ho): Atao izay hahatapaka a-_ zy. tohiny
Atifika: (tifika) mt. at. (atifiho): Apitika. tohiny
Atifitra: (tifitra) mt. fit. (atifiro): Entina mitifitra: BasindRakoto no natifiny an'ilay lambo? tohiny
Atikatika: a: Fianjonanjonana kely somary miavona. i t.i.f,: Miatikatika. tohiny
Atikitra: p. mt.: Enti-milaza toerana misy ny tena toy ny ai-S,, saingy somary fitenin' ny ankizy: Maf ana be…tohiny
Atiko: Jereo ny [aty]tohiny
Atily: (tily) mt. fit. (atilio): Entina mitily, mitsikilo, manao andry maso. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0177